Euh!.....miarahaba anao izay manokatra ny blogy ary aloha...
dia mazotoa mamabadibadika, mijery sy mankafy, ary mamaky
aza hadino anefa ny kaomantera nohon'ny fandalovanao
mirary ny serasera sy firaisan-kina tsika hitohy lalandava hatrany..
misaotra ny namana dago rehetra tsy ankanavaka...
fasaly!
Mialy, Posté le vendredi 26 octobre 2007 10:40
Bonjour! tena nadany fotoana mitsy za nijery tsy blog ty fa tena nahafinaritra be mitsy, efa nisoratra anarana tato @ serasera za t@io andro io nefa d nahagaga ana no tsy mba nahenoko sy naharaisako ny momba2 io fihaonana io nefa za tena mba efa nanao eritreritra mitsy oe refa mba misy fihaonana d mba hande hihaona mivanta @ namana. @ manaraka manao misy2 e! tena nahafinaritra be mitsy ka a! mitsiriritra fotsiny no atao. Zay ary fa @ manaraka fa tara sambo ny tenanay t@iny a!
fleurdelile8, Posté le dimanche 13 avril 2008 10:26
Mialy de @ manaraka njay zany ko! misaotra nizara fety e! na de nampilendalenda, sy nampitsiriritra aza
bisous mamy beuh DHL