Euh!.....miarahaba anao izay manokatra ny blogy ary aloha...
dia mazotoa mamabadibadika, mijery sy mankafy, ary mamaky
aza hadino anefa ny kaomantera nohon'ny fandalovanao
mirary ny serasera sy firaisan-kina tsika hitohy lalandava hatrany..
misaotra ny namana dago rehetra tsy ankanavaka...
fasaly!
Tafa sy dinika Somary drodraka ihany nohon'ny voyage fa na izany aza nanana fotoana natoriana kely ihany aho ny journée alohan'ny hiaonako tamin'ny namana vitsivitsy. Nifanao fotoana teo amin'ny shoprite Antaninarenina izahay, ka samy tonga daholo tamin'ny fotoana nifanomezana, na dia vizana avy niasa aza izy ireo dia tonga ampitiavana be. Nisafidy toerana haleha hisakafoanana sy hanaovana ny tatitra momba ny fikarakarana ny fety fihaoanana ho hatao ny 22 septembre... Natao aloha ny...
romain63, Posté le vendredi 25 janvier 2008 17:40
excel ! continue d'avoir encore plus de com sur http://lache-tes-coms.c.la/
djobsen, Posté le jeudi 22 mai 2008 10:41
Salut, Cava? Il Est Cool Ton Blog... Bonne Continuation !!!! Je T'invite a Visiter Le Mien ... http://djobsen.skyrock.com, ca fais 11 ans que je fais de la musique, je vien d'enchainer mon 10eme album et j'ai deja le soutien d'artistes tels que elephant man, shaggy, sparkplug (que j'ai produit) etc etc, n'hesite pas a tout telecharger, faire tourner et lacher ton commentaire sa me ferais plaisir!!! MERCI et a bientot !!! Dj ObSeN (Dirty ObS)
Comoria Represent ;)
www.google.fr pour plus d'info looll ^^ echelle internationale :)