Tafa sy dinika
Somary drodraka ihany nohon'ny voyage fa na izany aza nanana fotoana natoriana kely ihany aho ny journée alohan'ny hiaonako tamin'ny namana vitsivitsy.
Nifanao fotoana teo amin'ny shoprite Antaninarenina izahay, ka samy tonga daholo tamin'ny fotoana nifanomezana, na dia vizana avy niasa aza izy ireo dia tonga ampitiavana be.
Nisafidy toerana haleha hisakafoanana sy hanaovana ny tatitra momba ny fikarakarana ny fety fihaoanana ho hatao ny 22 septembre...
Natao aloha ny fifankafahantarana mialoha ny rehetra, dia somary lasa ny pv manodidina ny latabatra, koràna tsy nisy otrzany, naroso ny sakafo ary voatapaka ny fitsinjaràna ny asa rehetra ho an'ny tsirairay ho amin'ny fety fihaonana io.
Somary efa taraiky alina ihany vao tafasaraka tao fa na izany aza samy tonga somantsara tany antranony avy...
eto dia mbola hisaorako manokana an'izy enina mianadahy izay nikarakara sy nanampy ary nanantontosa ny fiaonana tamin'ny fandalovako tany madà....
( i prezidà ny namana dago, i zoky be ravatorano, i voahira, sasa, ari.malala, mamzelkely)
Misy koa anefa ny namana ankoatra ireo mbola nanampy tamin'ny lafin'ny zavatra hafa toy i naritsimba, andryrabe, nipissou, deutch, dinamo
Hisaorana daholo ihany koa ny namana rehetra tsy ankanavako tonga namaly ny antso sy niaraka
nifaly nikoràna nandritra ny ntontolo andron'ny 22 septembre iny....nahafinaritra e! ary tena tsy hadinoina iny vankansy iny....
Misaotra be dia be koa tamin'ny fanomezana sovenira, kely fa vokatry ny fo, sady miampy dedikasy misoratra ny ps n'ny tsirairay ka tena tsy ho hadino ireny ps rehetra voasoratra rehetra ireny...
Hitohy foana ny firaisan-kina sy ny fifankatiavan-tsika e!
de misaotra antsika tsika izany an! kisssss dooly!